|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy maharitra ny mena miraviravy |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 maharitra, 4 mena, 5 miraviravy |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 tsy maharitra amin' ny zavatra tsiriritina mafy fa dia raikitra mihinana
[1.1] |
| Tovy hevitra | 8 tsy mahari-boankena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|